• Alarobia 10 Aogositra 2011
Actualités.Oniversite Migrevy ny ao Andrainjato, mafanafana ao Barikadimy

Nitokona ny mpianatra ao Andrainjato Fianarantsoa omaly.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 09 Aogositra 2011
Actualités.Fanafihana volan’ny CT Fito hafa indray tratra, mpiasan’ny CT ny maro

Samira, Bien-Aimé, Rabetsy, Fabien, Gaston, Jacquot, ireo no indray voasambotra momba ny fandrobana ny volan’ny Kongresin’ny tetezamita (CT) ny 20 jolay teo.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 09 Aogositra 2011
Actualités.InSPNMad Manakambahiny Nitokona ireo mpianatra ho Paramed

Fangatahana hanao fiofanana arak’asa na «stage», tsy manaiky ny fandrahonana sy fandroahana mpianatra !

Hamaky ny tohiny
  • Talata 09 Aogositra 2011
Actualités.RAS-Ampahibe Raikitra indray ny «alerte» tanaty Toby

Ny alin’ny alakamisy teo, manodidina ny tamin’ny sivy ora, no notairina ny miaramila rehetra tao amin’ny RAS Ampahibe ary nohamafisina avy hatrany ny fiambenana ny Toby.

Hamaky ny tohiny
FTT