• Alarobia 17 Aogositra 2011
Actualités.Bacc 2011 - Lycée Pôle Tolagnaro Tsy nanana laza adina ny sokajy C ?

Resabe ao an-drenivohitr’Anôsy hatramin’izao ny tsy fahatongavan’ny laza adina taranja siantifika ho an’ireo mpiadina sokajy C bakalôrea, tao amin’ny foibem-panadinana lycée Pôle.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 16 Aogositra 2011
Actualités.Fivarotan’ny FAT ireo tahirin’andramena Tsy afaka mifaninana amin’ny tolo-bidy ny Malagasy ?

Nanaitra ny filazan’ny minisitry ny ala sy ny tontolo iainana tonga tao Toamasina ny zoma tolakandro teo, nanangana ny komity hisahana ny fanisana ireo tahirina andramena amin’ireo mety mitahiry izany sy ireo efa nogiazan’ny FAT noho ny fandikan-dalàna nataon’ireo mpanondrana sy ny mpandraharaha.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 16 Aogositra 2011
Actualités.Komity hisava “bois de rose” Hiasa manomboka anio ny ao Atsinanana sy Analanjorofo

Komity hisava “bois de rose” Hiasa manomboka anio ny ao Atsinanana sy Analanjorofo Miasa manomboka anio talata, ireo komity hisahana ny fanisana sy fisavana ireo tahirin’andramena ho an’ny Faritra Atsinanana sy Analanjoro, izay ny DREF na ny talen’ny ala sy ny tontolo iainana Toamasina sy ny eo anivon’ny ministera no mitarika ny komity.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 16 Aogositra 2011
Actualités.Mahajanga Lasa fanaovan-danonana ny kianjan’ny tsipy kanetibe

Tezitra sy diso fanantenana tanteraka ireo mpilalao tsipy kanetibe fa tsy afaka nilalao ara-dalàna teo amin’ny kianja filalaovany mahazatra manoloana ny sekoly Notre Dame sy Saint Gabriel izy ireo nanomboka ny faran’ny herinandro teo.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 16 Aogositra 2011
Actualités.Polisin’ny FIP nisy nidaroka Valifaty sa inona ?

“Tsy maintsy mahafaty polisin’ny FIP iray izahay manomboka izao. Nisambotra anay kanefa tsy nampigadra anay izy ireo”.

Hamaky ny tohiny
FTT