• Zoma 19 Aogositra 2011
Actualités.Tokony hiatrika fitsarana Nalefa nitsoaka ilay minisitra teo aloha

Araka ny loharanom-baovao dia afak’omaly alina ihany dia nalefa nitsoaka any ivelany sahady ilay minisitra teo aloha tokony hiatrika fitsarana anio.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 19 Aogositra 2011
Actualités.Polytech Vontovorona Nosamborina sy nodarohana ny mpianatra

Roa voasambotra ary roa hafa naratra mafy vokatry ny tifitra nanjo azy. Teo amin’ny kibony ny iray tamin’ireo no voatifitra raha araka ny fanazavan’ny mpianatra.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 18 Aogositra 2011
Actualités.Orinasa ECOPRIM sy SITRAM An’i Edgard Razafindravahy madiodio

Nivoaka omaly teo anivon’ny fitsarana ady maika ny didim-pitsarana mikasika ilay raharaha mampifanolana ny mpandova an’i Herizo Razafimahaleo sy Edgard Razafindravahy, amin’ny orinasa Ecoprim sy Sitram etsy Ankorondrano.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 18 Aogositra 2011
Actualités.Dr Leonardo Simao Olom-pirenena ambony mamita iraka sa… ?

Nanaitra ny zava-nitranga tao Mahamasina omaly tolakandro mialoha ny fotoana nisokafan’ny Afrobasket Men 2011.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 18 Aogositra 2011
Actualités.Hopitaly manara-penitra Mbola baraingo ny an’i Vatovavy-Fitovinany

Raha tonga nametraka tamin’ny fomba ofisialy ny vatofototry ny toeram-pitsaboana sy fiahiana ireo mararin’ny “drépanocytose’’ tao Manakara ny minisitry ny fahasalamam-bahoaka, Rajaonarison Pascal Jacques, ny herinandro teo dia nohararaotin’ny mpanao gazety nanontaniana mikasika ny fananganana ilay hopitaly manara-penitra isaky ny renivohi-paritra eto Madagasikara, indrindra ny an’i Manakara.

Hamaky ny tohiny
FTT