- Alatsinainy 29 Aogositra 2011
Actualités.Antsirabe Nanaovaon’ny DST bemidina ny Depiote José
Hatairana ny an’ny mponina Antsirabe ny zoma 26 aogositra teo raha nahita fiara mirimorimo toa mifanenjika nihazo ny toby miaramila iray tao an-toerana ary tsy nijanona raha tsy teo ambavahadin’ilay toby mihitsy satria teo no tratrany ilay olona tadiaviny izay saika haka seza hampiasaina tamina hetsika ara-pivavahana tao Antsirabe.
Hamaky ny tohiny
