• Talata 30 Aogositra 2011
Actualités.Antsirabe Seho evanjelika goavana nahalasa saina

Nahalasa saina ny maro ny hetsika ara-pilazantsara narahina seho notontosaina tao Antsirabe ny zoma 26 aogositra 2011 teo fa dia goavana ary nandaniam-bola be tokoa tamin’ny alalan’ny dokambarotra sy ny petadrindrina.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 30 Aogositra 2011
Actualités.Vedety nivadika tao Soanierana Ivongo Nieren-doza i Andry Rakotonirainy !

Nanazava ny fandehan’ny loza nihatra tamin’izy ireo ny misahana ny serasera sady mpaka sarin’ny ministera, Andry Rakotonirainy, iray amin’ireo mpandeha avotra tao anatin’ilay vedety Black Shark rendrika tao Soanierana Ivongo. Nambarany fa sady nivadika no nipoaka avy eo ilay vedety Black Shark nitondra azy.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 30 Aogositra 2011
Actualités.Nadine Ramaroson Mifamahofaho ny resaka manodidina ny fahafatesany

Ao no niteny fa noho ny sambo nitondra azy nivadika no nitarika ny fahafatesany.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 30 Aogositra 2011
Actualités.Loza tany Soanierana Ivongo Nampihavana ny ankolafin-kery rehetra tao Toamasina

Tonga tao Toamasina, kianja mitafon’i Soavita mihitsy ny filohan’ny FAT Andry Rajoelina sy ramatoa vadiny, teo koa ireo minisitra vitsivitsy ao amin’ny governemanta Vital.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 29 Aogositra 2011
Actualités.Aéroport-Ivato Mpanohana an’i Angola an-jatony notazonina

Ny sabotsy 27 aogositra maraina be, tokony ho tamin’ny efatra ora tany ho ny any, no nigadona ny fiaramanidina manokana izay nitondra ireo «spekta» ny ekipam-pirenen’i Angola.

Hamaky ny tohiny
FTT