• Alakamisy 31 Martsa 2011
Actualités.Mana Madagasikara – Tiko Oil Product Mbola ny FAT no mihazona ny fanalahidiny

Betsaka no mihevitra, indrindra taorian’ny resaka nivoaka an-gazety fa ny Tiko no ao ambadiky ny fanondranana an-tsokosoko menaka jirofo tao Toamasina, fa efa niverina eo am-pelatanan’ny Tiko SA ny orinasany roa miorina eo anivon’ny seranan-tsambon’i Toamasina dia ny Mana Madagascar Sarl sy ny Tiko Oil Product (TOP II) SA.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 30 Martsa 2011
Actualités.Harry Laurent Rahajason Manonofy ny hitovian’ny mpanao gazety fijery

Tontosa ny talata 28 martsa teo ny famindram-pahefana teo amin’i Malazarivo Félix, ministra nesorina tao amin’ny governemanta Camille Vital sy Rahajason Harry Laurent, vao notendrena hitantana ny ministeran’ny fifandraisana.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 30 Martsa 2011
Actualités.Mamy Rakotoarivelo Navoaka omaly rehefa tapitra ny 15 andro

Mitombina tsara ny tombatomban’ny maro. Notaperin’ny DST tanteraka ilay 15 andro dia navotsotra i Mamy Rakotoarivelo.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 30 Martsa 2011
Actualités.Ambohijatovo Nahita ny tsy fahita

Trangan-javatra tsy mbola niseho hatramin’izay 64 taona nanamarihana ny 29 martsa 1947 izay ny niseho teny amin’ny manodidina ny tsangambaton’ny Maherifo Ambohijatovo omaly marainan’ny 29 martsa 2011.

Hamaky ny tohiny
FTT