• Alatsinainy 05 Septambra 2011
Actualités.Loza an-dranomasina tao Soanierana Ivongo Tafaverina ireo nampanaovina fanadihadiana

Naharitra herinandro latsaka kely teo ny fanadihadiana nampanaovina ireo iraka manokana mikasika ilay loza an-dranomasina nahafatesana olona niisa 16 tao Soanierana Ivongo ny alahady 28 aogositra teo.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 02 Septambra 2011
Actualités.Kaomisera Rakotoarisoa Jean Yves «Be loatra ny basy miparitaka noho ny krizy»

Nisy ny resaka nifanaovana tamin’ny Talen’ny filaminana anatiny ao amin’ny fari-piadidian’ny faritan’i Toamasina, ny kaomisera divizionera Rakotoarisoa Jean Yves, mikasika ny lafiny filaminana ao Toamasina.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 02 Septambra 2011
Actualités.Kolontsainan’Amoron’i Mania Havadika ho iraisam-pirenena ny dombolo

Mbola mampiseho ny maha Amoron’i Mania azy ny dombolo. Izy ity dia zava-kanto hampisehoana ny dihy sy fitafy ary ny fombafomban’ny Faritra.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 02 Septambra 2011
Actualités.FAT Miady amam-paty !

Vaky ambatolampy ny ady saritaka eo amin’ny samy mpitondra ao amin’ny Fahefana avon’ny tetezamita (FAT). Ary tsy mba amina raharaha hafa fa dia amin’ny fahoriana no isehoan’izany ankarihary.

Hamaky ny tohiny
FTT