Actualités

Hopitalim-panjakana Vidiana hatramin’ny aron’akanjon’ny mpadidy


  • Zoma 02 Septambra 2011


 Vidiana hatramin’ny aron’akanjo fandidiana sy ny aro tanana ! Hopitaly fiterahana lehibe an’ny fanjakana eto an-drenivohitra no ahitana izany. Tsy maintsy nodidiana ity renim-pianakaviana iray raha niteraka ny zanany mba hamonjena azy mianaka. Nialoha izany dia nomena ny lisitry ny fitaovana hovidiana izay lava tokoa. Ankoatra ny vovondandihazo sy ny kofehy dia vidiana 25 000 ariary koa ny aron’akanjo fanaon’ny dokotera mpandidy. Ao amin’ny hopitaly daholo anefa no ahitana ireo fitaovana ireo. Mitaraina, araka izany, ireo fianakavian’ny mpiteraka fa raha tsy manam-bola dia sahirana vao tafavoaka.

Rabeso

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Actualités

  • Fanirisoa Ernaivo
  • Zoma 02 Oktobra 2026

« Tsy misy valifaty politika !

  • Fitsarana
  • Zoma 02 Oktobra 2026

mangarahara sy manakaiky vahoaka

  • KAOMININA
  • Zoma 02 Oktobra 2026

ANTANANARIVO RENIVOHITRA

  • Trafika
  • Zoma 02 Oktobra 2026

sokatra radiata

  • Taom-pahavaratra 2026-2027
  • Zoma 02 Oktobra 2026

  • AMPITATAFIKA
  • Zoma 02 Oktobra 2026

ATSIMONDRANO 2 taonina isan'andro ny fako

Hijery ny tohiny
FTT