• Alatsinainy 12 Septambra 2011
Actualités.Ikalamavony Lasa taxi-brousse hatramin’ny “Unimog” miaramila

Tany lavitr’andriana sa gaboraraka ? Izay no fanontaniana mipetraka eo raha mahita ny zava-mitranga amin’iny Ikalamavony, Faritra Matsiatra Ambony iny.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 12 Septambra 2011
Actualités.Ministeran’ny raharaham-bahiny M.D ny lehiben’ny sendika SYNCORMAE

Naiditra am-ponja noho ny famoahana entana an-tsokokoso tao amin’ny ministeran’ny raharaham-bahiny ny lehiben’ny sendikan’ny diplaomaty eo anivon’io ministeran’ny raharaham-bahiny io.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 12 Septambra 2011
Actualités.Oniversite Barikadimy Nifamono ny zanak’Antsiranana sy ny Grand Sud Est

Fiainana eo anivon’ny oniversite ny adiady sy ny fifandirana eo amin’ny samy mpianatra, noho ny fomba amam-panao samy hafa sy ny fitaizana azo.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 09 Septambra 2011
Actualités.Antsiranana «Lance roquette» nafenina tany amin’ny «plafond»

Tsy takona afenina intsony ankehitriny ny hivoahan’ireo basy miparitaka eto amintsika ireny.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 09 Septambra 2011
Actualit̩s.Caisse dՎpargne de Madagascar Iray miliara ariary nisy nanodinkodina

Manjaka ny gaboraraka sy ny fanodinkodinam-bola ao amin’ny orinasam-panjakana “Caisse d’épargne de Madagascar” na CEM raha ny nambaran’ny sendikan’ny mpiasa, “ny Sendikalisma Vahaolana Sahaza (SVS)”.

Hamaky ny tohiny
FTT