• Alarobia 14 Septambra 2011
Actualités.«Bois de rose» Miliara maromaro nentina tamin’ny ambulance ?

Nalaina tamin’ny banky iray teto an-drenivohitra ny vola izay mitentina 2 miliara ariary. Nentina tamin’ny ambulance ary tsy hita izay nametrahana azy avy eo.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 14 Septambra 2011
Actualités.Oniversiten’i Toamasina Mety hakatona iray volana ?

Nanomboka ny alatsinainy tolakandro teo izay nitohy mandrak’alina, dia nitaona entana niala ny faritry ny oniversite avokoa ireo mpianatra nonina tao.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 14 Septambra 2011
Actualités.Toamasina renivohitra Nikatona ny mpivarotra, noravaina ny mpianatra

Noho ny zava-misy ao Toamasina vokatr’ilay fifamonoana nitranga tao Barikadimy ka nahafatesana mpianatra iray dia nandeha be ny tsaho noho ny fahitana ireo mpianatra sy vahoaka maro nanara-dia ny fiara nitondra ny razan’ity tovolahy ity nihazo an’i Barikadimy, fa hisy rotaka.

Hamaky ny tohiny
FTT