Actualités

Fanoneram-pahavoazana noho ny fihetseham-bahoaka Misy andiana mpikambana amin’ny Kongresy manohitra izany


  • Alarobia 14 Septambra 2011


 Nampiaka-peo ny antokona mpikambana ao amin’ny tetezamita sasantsasany tazana nivorivory teny amin’ny Lapan’i Tsimbazaza teny tamin’ity fiandohan’ny herinandro ity. Ny amin’ny fanonerana ny fahavoazan’ireo voalaza fa niharam-boina noho ny zava-nisy teto amin’ny firenena toa ny Amiraly Ratsiraka sy Marc Ravalomanana izay lazain-dry zareo fa efa naangona be an-taonany tany amin’ny misy azy tany ka tsy izy ireo indray no hotovonana hatrany fa tokony ho “repare-na” avokoa ireo rehetra niharam-boina tsy an-kanavaka indrindra ireo olom-boafidy, hoy ihany izy ireo. Asa tokoa mety ho firy no isan’izany olona izany, hoy ny mpanara-baovao (fa tsy maintsy hitaky hatramin’ny havan’ireo nanana ny maty rehetra mantsy).

Manohy

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Actualités

  • Fanirisoa Ernaivo
  • Zoma 02 Oktobra 2026

« Tsy misy valifaty politika !

  • Fitsarana
  • Zoma 02 Oktobra 2026

mangarahara sy manakaiky vahoaka

  • KAOMININA
  • Zoma 02 Oktobra 2026

ANTANANARIVO RENIVOHITRA

  • Trafika
  • Zoma 02 Oktobra 2026

sokatra radiata

  • Taom-pahavaratra 2026-2027
  • Zoma 02 Oktobra 2026

  • AMPITATAFIKA
  • Zoma 02 Oktobra 2026

ATSIMONDRANO 2 taonina isan'andro ny fako

Hijery ny tohiny
FTT