Actualités

Noho ny krizy Maro ireo ray aman-dreny mandao ny tokantranony


  • Alarobia 14 Septambra 2011


 Miantraika any amin’ny fiainam-pianakaviana ity krizy mitarazoka efa ho telo taona izao ity. Maro ny fisaraham-panambadiana miseho vokatry ny tsy fisiana hoentina hamelomana ireo menaky ny aina. Taloha dia lehilahy no mandao ny vady aman-janany tsy te hivesaran’ny adidy, amin’izao koa anefa dia maro ireo vehivavy manaraka lehilahy hafa manao fiainana. Ny ankizy no fadiranovana, ary betsaka no lasa lasa mirenireny sy mitsindroka eny amin’ny fanariam-pako na koa manaraka vazaha mpizahatany mangataka. Tranga izay hita ho mahazo vahana ao Tolagnaro izao, indrindra amin’izao ankatoky ny fahatongavan’ireo mpandraharaha ara-toekarena vahiny hiatrika ny “Forum économique des îles”, izay hetsika ara-toekarena iraisam-pirenena aty amin’ny ranomasimbe Indiana hatao ny 24, 25 ary 26 oktobra ao Tolagnaro.

 

Natiora OTH

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Actualités

  • Fanirisoa Ernaivo
  • Zoma 02 Oktobra 2026

« Tsy misy valifaty politika !

  • Fitsarana
  • Zoma 02 Oktobra 2026

mangarahara sy manakaiky vahoaka

  • KAOMININA
  • Zoma 02 Oktobra 2026

ANTANANARIVO RENIVOHITRA

  • Trafika
  • Zoma 02 Oktobra 2026

sokatra radiata

  • Taom-pahavaratra 2026-2027
  • Zoma 02 Oktobra 2026

  • AMPITATAFIKA
  • Zoma 02 Oktobra 2026

ATSIMONDRANO 2 taonina isan'andro ny fako

Hijery ny tohiny
FTT