- Alakamisy 15 Septambra 2011
Actualités.Radio Mada Nentina an-kianja tao Behoririka
Omaly alarobia 14 septambra dia niavaka ny fitondran’ny Pastera Edouard Tsarahame an-tsehatra tao amin’ny Magro ny Radio Mada izay mbola akaton’ny FAT mandraka ankehitriny ka nandraisany manokana tao anaty fandaharana “Fanjaitra” ireo vahiny mirahalahy dia ny Depiote teo aloha voafidy tany Arivonimamo, Rakotomanjato Rodin sy ny filohan’ny fikambanan’ny Ben’ny tanàna eto Madagasikara, Ralaiseheno Guy Maxime.
Hamaky ny tohiny