Actualités

Andriantahina Lava Edmond “Ndao hifanome tanana hanarina an’i Manakara”


  • Alarobia 14 Septambra 2011


 Manentana ny tanora ao Manakara sy Madagasikara manontolo mba ho tonga saina amin’izay i Andriantahina Lava Edmond, filohan’ny Tanora Tiako i Madagasikara ao Manakara, manoloana izao fandroritan’ny mpitondra ankehitriny ny krizy ka maha fadiranovana ny vahoaka izao. Tsy tokony ho toy izao i Manakara, hoy izy raha tsy nisy ny krizy. “Voarebirebin’ireo mpanao politika tsy mahafantatra afa tsy ny famitahana vahoaka ny sasany amintsika tanora tamin’iny 2009 iny ka roboka, ankehitriny anefa dia samy mahita ny fahasahiranana isika ka andao hifanome tanana, andao hiray amin’ny famerenana an’i Manakara tahaka ny tamin’ny 2008 ireny indray”, hoy i Andriantahina Lava Edmond.

 

Hyace R.

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Actualités

  • Mpitsara misahana
  • Talata 06 Oktobra 2026

ny ady amin’ny kolikoly

  • Mihatsara ve ny fiainany ?
  • Talata 06 Oktobra 2026

Tsy azo lavina fa misy

  • Fiarovana
  • Talata 06 Oktobra 2026

ny tontolo iainana

  • BANKY
  • Talata 06 Oktobra 2026

SIPEM SY NY SOLIDIS

  • Recrutement"
  • Alatsinainy 05 Oktobra 2026

eo anivon'ny METFP

  • KAOMININA
  • Alatsinainy 05 Oktobra 2026

ANTANETIBE MAHAZAZA

Hijery ny tohiny
FTT