• Talata 26 Aprily 2011
Actualités.VAOVAO TAPATAPANY

Hamaky ny tohiny
  • Talata 26 Aprily 2011
Actualités.Amiraly Ratsiraka Voasakan'ny NOTAM tsy handevina ny aadahin-dreniny

«Paska mainty ho an’ny amiraly Ratsiraka sy ny fianakaviany» ny Paska 2011. Nodimandry tampoka ny sabotsy tolakandro teo, naka rivotra teo an-tokotany avy natory antoandro no niakarapoka tampoka i Nicolas Rafilipo, dadafaran’ny amiraly

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 22 Aprily 2011
Actualités.Sazy mahazo ny Air Madagascar Noho ny tsy fahaiza-miasa sa efa mifono tetika hafa ?

Na dia nanao izay tetika rehetra tsy hifampiresahana tamin’ny mpanao gazety aza ny tompon’andraikitry ny kaompaniam-pitaterana Air Madagascar dia fantatry ny rehetra ihany fa ny tandrevaka no nahatonga ny sazy nilatsaka avy any amin’ny vondrona eoropeanina ka tsy hahafahan’ireo Boeing 667 roa misidina ny lanitr’i Eoropa.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 21 Aprily 2011
Actualités.Air Madagascar Misy mahazo tombontsoa amin’ny filentehany

Tsy mahagaga sady efa nampoizina ny sazy milatsaka amin’ireo Boeing lehibe roa ampiasain’ny Air Madagascar izay tsy mahazo alalana hisidina ny faritra Eoropa iray manontolo raha ny nambaran’ny mpandraharaha ara-pizahantany iray tsy nitonona anarana.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 21 Aprily 2011
Actualités.Fitohanan’ny fiarakodia Ampiasao «Caméra de surveillance» !

Mila hampiteny ny moana ny fitohanan’ny fifamoivoizana eto an-drenivohitr’i Madagasikara eto isan’andro. Raha ny fanadihadiana nataon’ny mpandinika antontan’isa dia avy amin’ny mpitatitra, indrindra ny taxibe ny 70%-n’ny fitohanana.

Hamaky ny tohiny
FTT