• Talata 26 Aprily 2011
Actualités.Fanavotana ny Air Madagascar Iza marina moa no ao ambadiky ny Atlasjet ?

Tafiditra ao anatin’ireo vahaolana efa eritreretin’ny fitondrana tetezamita manoloana ny tsy fahafahan’ny fiaramanidina Boeing 667 an’ny Air Madagascar miditra any Eoropa ny fiaraha-miasa amin’ny alalan’ny fanofana fiaramanidina amin’ny orinasa Atlasjet.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 26 Aprily 2011
Actualités.Fanafihana vola 120.000.000Ar Depiote teo aloha no atidoha ?

Olona miisa enina no efa saron’ny mpitandro ny filaminana taorian’ny fanafihana ny karaman’ny mpiasan’ny orinasa TMA, izay manao asa eo anivon’ny tetikasa Ambatovy. Vola mitentina 120.000.000 ariary no voaroba ny zoma antoandro teo, 100m miala ny banky BMOI ao Ampasimazava.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 26 Aprily 2011
Actualités.Doro tanàna tao Mandraka Andraikitry ny Emmo-Reg ?

Miteraka resa-be mandraka ankehitriny ao Toamasina ilay doro tanàna nitranga tao Mandraka sy Ambodiampaly, herinandro lasa izay.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 26 Aprily 2011
Actualités.Gadra politika Notoloran’ny filoha Ravalomanana 40.000 ariary isan’olona

Nahatsiaro manokana ireo olona voatana am-ponja noho ny resaka politika ny filoha Marc Ravalomanana tamin’izao Paska 2011 izao. Miisa 86 izy ireo. Ny sasany any Mantasoa, misy ao Antanimora ary Tsiafahy ny ankamaroany.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 26 Aprily 2011
Actualités.Mpandraharaha Malagasy Be no nifidy ny hangina fa mbola te hisakafo

Tahaka ireo mpanao politika maro nifidy ny hangina tanteraka eo anatrehan’ny zava-misy eto amin’ny firenena ankehitriny dia tsy vitsy ihany koa ny mpandraharaha Malagasy no nifidy io fahanginana io rehefa anontaniana ny tena marina amin’ny tena fizotry ny fandraharahana eto Madagasikara ao anatin’izao krizy izao.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 26 Aprily 2011
Actualités.Ministeran’ny harena ankibon’ny tany Mandihy tsy afa-tavony

Ny SIMH (Salon International des Mines et Hydrocarbures) izao no malaza. Dokambarotra etsy, dokambarotra eroa.

Hamaky ny tohiny
FTT