- Alatsinainy 10 Oktobra 2011
Actualités.Kaomisera Fidèle Tsy mandà ny Codis «hafahafa» miandry azy
«Tsy dia olana amiko loatra ny fiatrehana ny komity misahana ny fitsipi-pifehezana, arak’izay voalazan’ny lehibeko.
Hamaky ny tohiny«Tsy dia olana amiko loatra ny fiatrehana ny komity misahana ny fitsipi-pifehezana, arak’izay voalazan’ny lehibeko.
Hamaky ny tohinyAnisan’ny zavatra tapaka tamin’ny filankevitry ny minisitra ny alarobia lasa teo ny fandefasana tolo-bidy iraisam-pirenena ho an’ireo tahirina andramena nogiazan’ny FAT.
Hamaky ny tohinyMaloka omaly ny andro ho an’ny lehiben’ny zandarin’Ankadilalana sady lehiben’ny zandary eo anivon’ny faritra Analamanga.
Hamaky ny tohinyNiala andraikitra ny minisitry ny polisy. Azo eritreretina avy hatrany izany manoloana ny zava-nitranga omaly.
Hamaky ny tohinyNa ahoana na ahoana ambaran’ireo tompon’andraikitra ao amin’ny Jirama dia ho sarotra ho azy ireo ny hanadio tena manoloana ny fahatapahan’ny herinaratra lavareny eto Antananarivo sy ny manodidina tato anatin’ny herinandro izay.
Hamaky ny tohinyLalam-pihariana iray anisan’ny mahazo vahana eto an-drenivohitra ireny fiarakodia zary hotely ireny na «Bouffe rapide», araka ny ahalalan’ny maro azy.
Hamaky ny tohiny