• Alarobia 12 Oktobra 2011
Actualités.Raharaha Kaomisera Mahamasina “Tsy mahay ny asany !”, hoy ny Tale jeneralin’ny polisy

Nitafa tamin’ny mpanao gazety omaly hariva ny Tale jeneralin’ny polisim-pirenena, ny jeneraly Rakotondratsima Désiré.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 11 Oktobra 2011
Actualités.“Aéroport” Amborovy Karàna saika hiondrana niaraka tamin’ny volamena 20 kilao

Teo Amborovy, omaly tolakandro, ary nahita avokoa izay mpandeha fiaramanidina rehetra niandry teo, no nitrangan’ity fikasàna hanondrana volamena ity.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 11 Oktobra 2011
Actualités.Jao Jean Karohin'ny zandary misahana heloka bevava

Ny zandary misahana ny heloka bevava any Mahajanga no fantatra fa mikaroka mafy an'i Jao Jean amin'izao fotoana izao.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 11 Oktobra 2011
Actualités.Jeneraly Ravalomanana Ao Maorisy indray no tsaboina

Tsy ao amin’ny nosy La Réunion arak’izay nambaran’ny haino aman-jery maro samihafa no notsaboina ny Jeneraly Ravalomanana Richard fa ao amin’ny nosy Maorisy.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 10 Oktobra 2011
Actualités.Delestazy lavareny Ireo antony

Tsy tongatonga ho azy fa misy antony mazava ny fiverenan’ny delestazy eto Antananarivo sy ny manodidina sy any amin’ny faritra hafa manerana ny Nosy.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 10 Oktobra 2011
Actualités.Jeneraly Ravalomanana Nalefa notsaboina any La Réunion

Ny tolakandron’ny sabotsy 08 oktobra teo no nanainga ny fiaramanidina nitondra ny Jeneraly Ravalomanana Richard ho atsy amin’ny nosy La Réunion, firenena izay hitsaboana azy indray.

Hamaky ny tohiny
FTT