- Zoma 14 Oktobra 2011
Actualités.Fanasaziana kaomisera Atahorana hihetsika ny GIR
Nivoaka tamin’ny fahanginany ny minisitry ny polisy teo aloha Organès Rakotomihantarizaka.
Hamaky ny tohinyNivoaka tamin’ny fahanginany ny minisitry ny polisy teo aloha Organès Rakotomihantarizaka.
Hamaky ny tohiny“Nekenay ary tsy lavinay ny fanambarana nataonay ny zoma lasa teo. Tsy anisan’ny nanao ny sonia ny fifanarahana ny alahady tolakandro kosa izahay noho ny fahatsapanay fa nisy fifanarahana tsy notanterahina tao, ary tsy nisy ny fifampidinihina nialoha ny famoahana ilay fifanarahana.”.
Hamaky ny tohinyMitohy ary tsy manaiky milefitra amin´ny heviny ireo mpiasan´ny Kaominin´i Toamasina manao ny fitokonany, efa hananika ny 10 andro izao. Mbola mitazona ny teniny sy ny fitakiany hatrany izy ireo amin´ny fanerena ny fitondrana “hanala na hametrahan´ny PDS Rakotovao Mariot fialana”.
Hamaky ny tohinyTaorian’ny nahafatesan’i Nadine Ramaroson dia hita fa maro ireo mpanararaotra sy mpanao tsindrihazolena no miverina manao ny toetra ratsiny amin’ny fanaovana toetra mitory tsy fanajana ny zon’olombelona, hoy ry zareo ao amin’ny firohotana HAFARI (Hery sy Andry ho Fiarovana an’Antananarivo Renivohitra Iombonana) tarihan’ny filohany Rafanomezantsoa Jean Nirina.
Hamaky ny tohinyOrinasa roa no nahazo ny tolobidy miantoka ny sakafon’ireo biby ao amin’ny valanjavaboary Tsimbazaza nanomboka tamin’ny faramparan’ny taona 2010.
Hamaky ny tohinyTsy nijanona tamin’ny fahanginany intsony ny vahoakan'i Sofia fa nampiakatra ny feo tamin'ny alalan'ireo Ben'ny tanàna avy any amin'io faritra io.
Hamaky ny tohiny