- Zoma 21 Oktobra 2011
Actualités.Lybie Maty i Khadafi
Namoy ny ainy noho ny daroka nandritry ny fisamborana azy i Mouammar Kadhafi, tao Syrtes raha nikasa ny hiala io tanànany io izy mba hanavotana ny ainy.
Hamaky ny tohinyNamoy ny ainy noho ny daroka nandritry ny fisamborana azy i Mouammar Kadhafi, tao Syrtes raha nikasa ny hiala io tanànany io izy mba hanavotana ny ainy.
Hamaky ny tohinyAo anaty toerana iray mihidy no miofana isan’andro ireto mersenera an-jatony.
Hamaky ny tohinyTsy misy indrafo. Izay rehetra mividy trano aloa tsikelikely amin’ireo Trano Mora ka tsy mahaloa izany ara-dalàna dia esorina amin’ilay trano avy hatrany.
Hamaky ny tohinyNiangona teny amin’ny fiangonana FJKM Ambohimanga Rova ny alahady 16 oktobra lasa teo ary nanatrika «rassemblement» teny amin’ny tobin’ny zandary etsy Fiadanana izay tarihiny rahateo, omaly alatsinainy.
Hamaky ny tohinyNamoaka fanambarana manameloka ny fanafoanana ny “maintien en activité” an’ireo mpampianatra oniversite feno 60 taona ny sampana SECES nandritra ny fivoriana ny zoma lasa teo.
Hamaky ny tohinyHo an’i Nicolas Randrianasolo, mpikambana ao amin’ny Kongresin’ny tetezamita dia tsy misy ilana izany miaramila avy amin’ny SADC izany eto Madagasikara.
Hamaky ny tohiny