• Alakamisy 27 Oktobra 2011
Actualités.Delestazy Tsy voafehy intsony !

Ho maizina tanteraka Antananarivo ! Izay no ho lojikan’ity fahatapahan-jiro lava ity, saingy tsy sahy milaza izany ny Jirama.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 26 Oktobra 2011
Actualités.Lalam-pirenena faha-44 «Miroso ny asa», hoy i Besetroka nefa…

Misy fiantraikany tamin’ny fihenan’ny voka-bary any Alaotra ny krizy mitarazoka elabe eto amin’ny firenena, hoy ny mpikambana ao amin’ny Kongresin’ny tetezamita, Razafindrakoto Mamihelson antsoin’ny Gaona any an-tanàna hoe : Besetroka.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 26 Oktobra 2011
Actualités.Sosialim-bahoaka Tsy misy mihaino

Mitaraina ny mpitolon’ny taona 2009 nandrava ny fitondrana Ravalomanana ankehitriny ary mihorohoro mihitsy aza taorian’ny faharavan’ny governemanta Camille Vital farany teo, ka nahalaza hoe : “efa heno sahady any ho any fa haverina ireo tsy maty manota efa nanapotika ity firenena ity hatramin’izay”.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 25 Oktobra 2011
Actualités.Faminaniana amin’ny taona ho avy Hisy filoham-pirenena teo aloha hodimandry

Saika faminaniana ratsy avokoa no ankamaroan’ny hitranga amin’ny taona ho avy io. Fahitana ny hoavy, izay isaky ny volana oktobra toy izao no hanambaran’ireo mpahita ny hoavy izany, ka anjaran’ny olona tsirairay no mandinika ny fahamarinany sy na hino na tsia.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 21 Oktobra 2011
Actualités.Fampiatoana ny PDS-n’i Toamasina “Tena nanara-dalàna tsara”, hoy ny mpahay lalàna

Mbola miteraka adihevitra goavana ao Toamasina ny fanapahan-kevitra noraisin´ireo mpanolotsaina, mampiato amin’ny asany ny PDS Rakotovao Mariot sy ny mpanatanteraka amin´ny asany.

Hamaky ny tohiny
FTT