- Talata 08 Novambra 2011
Actualités.Vatsim-pianarana tsy nivoaka Nitokona ny mpianatra, tonga teny Ankatso ny Emmo-Reg
Hamaky ny tohiny
Hamaky ny tohiny
Anio 04 novambra no hankalaza ny faha-75 taona nahaterahan’ny Amiraly Ratsiraka Didier Ignace.
Hamaky ny tohinyNilatsaka ny baiko avy eo anivon'ny orinasa Jirama fa samy mandray andraikitra avokoa izay voakasika rehetra amin'ny fahatapahan-jiro eto an-drenivohitra sy manerana ny nosy.
Hamaky ny tohinyNalaza taty Afrika tamin'ny fampiantranoana ny Afrobasket Women sy Men isika teto Madagasikara ary afaka nirehareha mihitsy ny federasionin'ny taranja basket-ball fa mahavita azy sy afaka nampiseho fa mahay mikarakara hetsika goavana tahaka ireny i Madagasikara na dia mandalo krizy aza.
Hamaky ny tohinyOmaly maraina no vita soa aman-tsara ny famindram-pitantanana teo amin'ny kaomisera lehiben'ny polisy teo aloha etsy Mahamasina sy ny kaomisera hisolo azy.
Hamaky ny tohinyEkena fa maina ny tany, tsy misy ny orana, lafo be ny solika, hany ka sahirana ny Jirama amin'ny famokarana sy famatsiana ny jiro sy ny rano.
Hamaky ny tohiny