• Talata 15 Novambra 2011
Actualités.«Tournoi Ravalomanana» Tontosa ny tao Toamasina

Natao ny sabotsy sy ny alahady teo, ny «Tournoi Ravalomanana» nokarakarain´ireo Tanoran´i Marc Ravalomanana (TMR) Toamasina.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 15 Novambra 2011
Actualités.Fidirana inspektera sy polisy Nofoanan’Ambohitsorohitra ny valim-panadinana

Inspektera sy polisy tsotra miisa 380 isa no noraisina hianatra ao amin’ny sekoly ENAP Antsirabe nandritra ny fifaninanana farany teo.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 14 Novambra 2011
Actualités.I Aina Tonga tany an-danitra ary niverina tety an-tany

Nilaza tamin’ny vahoaka tao Iajaky Ambositra ny alatsinainy 07 novambra lasa teo fa maty ary niakatra tany an-danitra nandritra ny adiny roa i Aina na Solofoniaina Lala Bernard, tovolahy 14 taona.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 11 Novambra 2011
Actualités.Ampitatafika Avara-tetezana Niantso vony tamin’ny Hafari sy ny ministera ireo tra-boina

Tonga nila vonjy teny amin’ny biraon’ny HAFARI (mpiaro ny zon’ny voatsindry hazo lena) teny Anosizato omaly ny solontenan’ireo olona tra-boina vokatry ny fanjerana ny tranon’izy ireo teny Ampitatafika Avara-tetezana.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 11 Novambra 2011
Actualités.QMM Raikitra indray ny barazy !

Rehefa nilamina ny eny Mandena dia lasa ao Ehoala indray ny ady tany hifanaovan’ny QMM sy ny mponina ao an-toerana.

Hamaky ny tohiny
FTT