Actualités

Polisy monisipaly efatra no fantatra fa tsy mety atao famotorana eny anivon'ny polisy nasionaly taorian'ilay tranga teny Mahamasina ny alahady teo.


  • Alarobia 16 Novambra 2011


Dimy izy ireo no fantatra fa nametraka fitoriana noho ny faharatrana nahazo azy ireo rehefa nifandona tamin'ireo mpivarotra. Rehefa nandeha anefa ny famotorana hatramin'ny alatsinainy dia tsy nipoitra teny amin'ny polisy manao ny famotorana mihitsy izy efa-dahy, fa ny iray tamin'izy ireo ihany no tonga. Araka ny loharanom-baovao anefa dia anio no hatolotra ny fitsarana ity raharaha ity na ho tonga na tsia ireo mpitory efatra ireo. Nisy ihany koa ny vavolombelona enina izay efa nohenoina. Ireo olona roa ahiana ho nandratra ireo polisy monisipaly ihany koa dia efa vita famotorana avokoa.
Solonirina

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Actualités

  • Mpitsara misahana
  • Talata 06 Oktobra 2026

ny ady amin’ny kolikoly

  • Mihatsara ve ny fiainany ?
  • Talata 06 Oktobra 2026

Tsy azo lavina fa misy

  • Fiarovana
  • Talata 06 Oktobra 2026

ny tontolo iainana

  • BANKY
  • Talata 06 Oktobra 2026

SIPEM SY NY SOLIDIS

  • Recrutement"
  • Alatsinainy 05 Oktobra 2026

eo anivon'ny METFP

  • KAOMININA
  • Alatsinainy 05 Oktobra 2026

ANTANETIBE MAHAZAZA

Hijery ny tohiny
FTT