- Talata 06 Desambra 2011
Actualités.Antaninarenina Nifampidaroka i Patrick Leloup sy Maurice Tsiavonana
Nifandramatra ny samy tandapa ! Nifamely totohondry tetsy anoloan’ny hotely Colbert tetsy Antaninarenina mantsy omaly i Patrick Leloup sy Maurice Tsiavonana.
Hamaky ny tohiny