• Talata 13 Desambra 2011
Actualités.Lalam-pirenena faha-44 Horaisin’ny ministera an-tanana ny fanohizana ny asa

Efa vita tanteraka amin’izao fotoana izao ny 75 %-n’ny asa fanamboarana ny lalam-pirenena faha-44 mihazo ny Faritra Alaotra Mangoro.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 13 Desambra 2011
Actualités.Ministeran’ny asam-panjakana Mamofompofona fikomiana ihany koa

Mampaneno lakolosy ireo mpiasam-panjakana ambony miasa eo anivon’ny Ministeran’ny asam-panjakana ny asa ary ny lalàna sosialy noho ny fanoloana mpiasa tsotra ny lehiben’ny sampandraharaha misahana ny fifindramonina ao amin’ity ministera ity.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 13 Desambra 2011
Actualités.Famonoana an'i Elysé Notorian'ny fianakaviana ny FIS

Nipetraka teny amin'ny fampanoavana ny fitoriana. Notorian'ny fianakavian'i Elysé ilay voalaza fa jiolahy izay nanohitra ny mpitandro ny filaminana tany Mahajanga nandritry ny fisamborana azy ny FIS, izay niandraikitra ny raharaha rahateo.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 13 Desambra 2011
Actualités.Toliara Nisy saika hanapoizina ilay polisy migadra ?

Mbola nitohy ihany ny fitokonan'ny mpitsara izay nanomboka tamin'ny sabotsy lasa teo.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 12 Desambra 2011
Actualités.12 desambra 2011 Feno 62 taona i Marc Ravalomanana

Feno 62 taona amin'ity alatsinainy 12 desambra 2011 ity Atoa Marc Ravalomanana, filoha lanim-bahoaka kanefa dia naongan’ny sasany teo amin’ny fitondrana, telo taona lasa izay, ary dia lasa sesitany any Afrika Atsimo.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 12 Desambra 2011
Actualités.Auguste Marius Arnaud, filohan’ny SMM “Miray tendro amin’ny polisy ireo jiolahy ao Toliara”

Naneho firaisankina ny mpitsara eto an-drenivohitra ny sabotsy teo ka tonga namaly ny antson’ny biraon’ny Sendikan’ny mpitsara eto Madagasikara (SMM) nanatanteraka fitokonana teo anoloan’ny lapan’ny fitsarana miaraka amin’ny akanjo maha mpitsara azy.

Hamaky ny tohiny
FTT