Actualités

Famonoana an'i Elysé Notorian'ny fianakaviana ny FIS


  • Talata 13 Desambra 2011

Nipetraka teny amin'ny fampanoavana ny fitoriana. Notorian'ny fianakavian'i Elysé ilay voalaza fa jiolahy izay nanohitra ny mpitandro ny filaminana tany Mahajanga nandritry ny fisamborana azy ny FIS, izay niandraikitra ny raharaha rahateo.

 Ny antony dia ny herisetra nolazaina fa nihatra tamin'i Elysé. Eo ihany koa ny fanazavana fa saika nitsoaka izy teny Mahitsy dia voatery notifirina. Toe-javatra izay efa fanaon'ny mpitandro ny filaminana ihany, raha araka ny filazan'izy ireo, rehefa misy ny olona hovonoina. Mipetraka ny fitoriana saingy asa raha hisy akony eo amin'ny fitsarana izay mbola migrevy rahateo.
S.T

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Actualités

  • Mpitsara misahana
  • Talata 06 Oktobra 2026

ny ady amin’ny kolikoly

  • Mihatsara ve ny fiainany ?
  • Talata 06 Oktobra 2026

Tsy azo lavina fa misy

  • Fiarovana
  • Talata 06 Oktobra 2026

ny tontolo iainana

  • BANKY
  • Talata 06 Oktobra 2026

SIPEM SY NY SOLIDIS

  • Recrutement"
  • Alatsinainy 05 Oktobra 2026

eo anivon'ny METFP

  • KAOMININA
  • Alatsinainy 05 Oktobra 2026

ANTANETIBE MAHAZAZA

Hijery ny tohiny
FTT