• Alarobia 14 Desambra 2011
Actualités.Ben´ny tanànan´Amboditandroroho Didim-pitondrana hafahafa no nampiatoana azy

Lasa resaka politika ny raharahan´ny Kaominina Amboditandroroho Toamasina II, satria niadivan´ny TGV ny Ben´ny tanàna noho izy lazaina fa olon´ny TIM Ravalomanana.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 14 Desambra 2011
Actualités.Fanamboaran-dalana Niasa maina ireo Fokonolona tao Emagnobo-Ranomafana

Niala maina tsy nahazo valin-katsembohana ireo Fokonolona nanamboatra ny lalana mampitohy Fokontany maro ao amin’ny Kaominina Emagnobo-Ranomafana, Distrikan’i Tolagnaro, niarahana tamin’ny FER na Tahiry fikojakojana ny lalana.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 14 Desambra 2011
Actualités.Analakely Lasa “bar” ny fiaram-panjakana

Izay no fahitana ireto fiara marika Toyota roa tazana teny Analakely halina. Fiara 4x4 ny iray, irony Camry irony ny faharoa.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 14 Desambra 2011
Actualités.Polisim-pirenena Mifampiaro amin'ny ratsy ?

Nanaitra ny maro ihany ny fanambarana nataon'ny fianakaviamben'ny polisim-pirenena omaly izay nilaza fa noho ny zavatra tsy zakan'ny polisy, azo atao hoe mety alahelo na fahasosorana noho ny tsy rariny mety nihatra tamin'izy ireo, no nahatonga ny zava-nitranga tany Toliara ny 9 desambra lasa teo.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 14 Desambra 2011
Actualités.Raharaha Elysé Nikoropaka ny FIS dia nanome ny heviny

Tsy naharitra ela fa andro iray taorian’ny nivoahan’ny lahatsoratra an-gazety izay nilaza fa nitory ny FIS ny fianakavian’i Elysé izay voalaza fa jiolahy mpiray tendro amin’ny mpanao kidnapping dia nampiantso mpanao gazety ihany koa ny Kolonely Lylison, lehiben’ny FIS.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 13 Desambra 2011
Actualités.Ben’ny tanàna ao Vakinankaratra Niara-nankalaza ny fetin’i Dada

Niavaka tanteraka ny fankalazana ny tsingerintaona faha-62 nahaterahan’ny filoha Marc Ravalomanana tao an-drenivohitr’i Vakinankaratra omaly alatsinainy 12 desambra.

Hamaky ny tohiny
FTT