- Alakamisy 22 Desambra 2011
Actualités.Salon du Luxe Ifanotofana ny entana etsy amin’ny Carlton
Raikitra ny Salon du luxe karakarain’ny gazety Jejoo sy ny Rotary Club Ny Ainga etsy amin’ny Carlton Anosy.
Hamaky ny tohinyRaikitra ny Salon du luxe karakarain’ny gazety Jejoo sy ny Rotary Club Ny Ainga etsy amin’ny Carlton Anosy.
Hamaky ny tohiny“…Voafehy ny fandriampahalemana eo amin’ny andavanandron’ny Malagasy…”.
Hamaky ny tohinyHatramin'ny alahady izay nandidiana fanindroany ny lietna-kolonely Charles Andrianasoavina dia mbola mandalo fotoan-tsarotra ny fahasalamany amin'izao fotoana izao araka ny loharanom-baovao avy atsy La Réunion.
Hamaky ny tohinyNa mbola miezaka manafina aza ny ministeran'ny Fitsarana amin'izao fotoana izao dia fantatra, araka ny loharanom-baovao azo antoka, fa marary ao am-ponjan'i Tsiafahy ny kolonely Coutiti Assolant.
Hamaky ny tohinyNivory ny mpampianatra eny Vontovorona omaly. Mihantona avokoa ny asa fampianarana eny an-toerana.
Hamaky ny tohinyNihamafy ny hetsika ataon´ireo mpiasan´ny Kaominina mitokona omaly tontolo andro.
Hamaky ny tohiny