Actualités

Vontovorona Mikatso ny fampianarana


  • Alarobia 21 Desambra 2011

Nivory ny mpampianatra eny Vontovorona omaly. Mihantona avokoa ny asa fampianarana eny an-toerana.

 Manahy ny mpianatra sao hiverina ny tamin’ny taon-dasa. Miantso ny fanjakana sy ny SECES hifanatona izy ireo hitady vahaolana amin’ity 2011 ity ihany. Tokony hiverina amin’ny 03 janoary ny fampianarana eny Vontovorona. Raha tsy mivaha alohan’io daty io ny olana, dia milaza ny handray andraikitra ny mpianatra. Fa nanao fivoriambe koa ny SECES sampana Fianarantsoa omaly talata 20 desambra ary nanapaka ihany koa fa miato nanomboka omaly rehefa mety ho asa fampianarana rehetra ao an-toerana.
Nangonin’i Jean D.

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Actualités

  • Mpitsara misahana
  • Talata 06 Oktobra 2026

ny ady amin’ny kolikoly

  • Mihatsara ve ny fiainany ?
  • Talata 06 Oktobra 2026

Tsy azo lavina fa misy

  • Fiarovana
  • Talata 06 Oktobra 2026

ny tontolo iainana

  • BANKY
  • Talata 06 Oktobra 2026

SIPEM SY NY SOLIDIS

  • Recrutement"
  • Alatsinainy 05 Oktobra 2026

eo anivon'ny METFP

  • KAOMININA
  • Alatsinainy 05 Oktobra 2026

ANTANETIBE MAHAZAZA

Hijery ny tohiny
FTT