Actualités

Kaominin´i Toamasina Nobahanan´ireo mpiasa tsy nahazo karama ny birao


  • Talata 20 Desambra 2011

Nihamafy ny hetsika ataon´ireo mpiasan´ny Kaominina mitokona omaly tontolo andro.

 Nobahanan´izy ireo ny lalana miditra ny birao, nasainy nivoaka ireo mpiasa mbola niasa tao amin´ny Kaominina, ary nisy ny fitondrana vilany sy lovia nakatrokatroka ho mariky ny hanoanana mianjady amin´ireto mpiasa mitokona tsy nahazo karama ireto. Nambaran´ireto farany fa hogejainy izay mpiray tendro ka manapaka ny karaman´izy ireo ny hetsika manomboka anio talata. Vokatra io fibahanana io dia tsy niakatra tao Tanamakoa ny PDS Rakotovao Mariot. Marihina fa dia efa hananiky ny telo volana ity fitokonan’ny mpiasa ao amin’ny Kaominina Toamasina ity ankehitriny, nefa toa tazanim-potsiny.
Rakoutou

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Actualités

  • Mpitsara misahana
  • Talata 06 Oktobra 2026

ny ady amin’ny kolikoly

  • Mihatsara ve ny fiainany ?
  • Talata 06 Oktobra 2026

Tsy azo lavina fa misy

  • Fiarovana
  • Talata 06 Oktobra 2026

ny tontolo iainana

  • BANKY
  • Talata 06 Oktobra 2026

SIPEM SY NY SOLIDIS

  • Recrutement"
  • Alatsinainy 05 Oktobra 2026

eo anivon'ny METFP

  • KAOMININA
  • Alatsinainy 05 Oktobra 2026

ANTANETIBE MAHAZAZA

Hijery ny tohiny
FTT