- Zoma 23 Desambra 2011
Actualités.Bizna hafahafa Ny manangana ady indray no mitaky onitra
Tao anaty toeram-pisotroana iray ao Esokaka Tolagnaro no nitrangan’ny disadisa ny sabotsy 17 desambra teo.
Hamaky ny tohinyTao anaty toeram-pisotroana iray ao Esokaka Tolagnaro no nitrangan’ny disadisa ny sabotsy 17 desambra teo.
Hamaky ny tohinyOmaly, avy amin’ny “note ministérielle”, no nisy ny fangatahana ny Prefen’ny polisy sy ny Sefo Distrika mba handray an-tanana vonjimaika ny raharaham-pitsarana mandra-piverin’ny asan’ny mpitsara.
Hamaky ny tohinyAraka ny loharanom-baovao azo antoka dia noho ny vono aloha hatreto no fantatra fa antony nahavoa ny lietna-kolonely Andrianasoavina Charles.
Hamaky ny tohinyTsy fantatra mazava hatreto izay mahazo ny kolonely Coutiti Assolant.
Hamaky ny tohinyNa tsy mahoraka firy intsony amin’ny filazam-baovao aza dia mbola misy ihany any amin’iny ilany avaratra atsinanan’ny nosy iny ny famoahana an-tsokosoko ny andramena.
Hamaky ny tohinyNy sabotsy teo tokony ho tamin'ny 7 ora hariva no nandona lehilahy iray ny fiaran'ity mpikambana ao amin'ny Kongresin'ny tetezamita (CT) ity teny Andoharanofotsy.
Hamaky ny tohiny