Actualités

Grevin’ny mpitsara Ny Sefo Distrika sy ny Prefen’ny polisy no tadiavina hasolo azy ireo


  • Zoma 23 Desambra 2011

Omaly, avy amin’ny “note ministérielle”, no nisy ny fangatahana ny Prefen’ny polisy sy ny Sefo Distrika mba handray an-tanana vonjimaika ny raharaham-pitsarana mandra-piverin’ny asan’ny mpitsara.

 Marina fa mifandraika amin’ny lalàna izany saingy mampanontany tena kosa hoe hatraiza no hahafahan’ny mpiasam-panjakana toy ireo hampihatra ny lalàna famaizana izay sady tsy nianaran’izy ireo no tsy mbola niainany ? Tsy mainka koa ve hampikorontana ny fiarahamonina ny fandraisana fanapahan-kevitra vonjimaika toy izany ? Tsy tsaratsara kokoa aza ve ny hametrahana ireo olona voasambotra eny amin’ny toerana iray malalaka ambenana toy izay handray fanapahan-kevitra hanolo mpitsara amin’izao fotsiny. Anjaran’ny tsirairay ny mieritreritra.
Gaby

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Actualités

  • Mpitsara misahana
  • Talata 06 Oktobra 2026

ny ady amin’ny kolikoly

  • Mihatsara ve ny fiainany ?
  • Talata 06 Oktobra 2026

Tsy azo lavina fa misy

  • Fiarovana
  • Talata 06 Oktobra 2026

ny tontolo iainana

  • BANKY
  • Talata 06 Oktobra 2026

SIPEM SY NY SOLIDIS

  • Recrutement"
  • Alatsinainy 05 Oktobra 2026

eo anivon'ny METFP

  • KAOMININA
  • Alatsinainy 05 Oktobra 2026

ANTANETIBE MAHAZAZA

Hijery ny tohiny
FTT