• Alarobia 28 Desambra 2011
Actualités.Toliara Tsy azo ivoahana alina ny tanàna

“Tsy azo ivoahana mandehandeha amin’ny alina ao an-tanànan’i Toliara renivohitry ny Faritra Atsimo Andrefana”, hoy ny hiakan’ireo mponina any an-toerana noho ny tsy fandriampahalemana.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 27 Desambra 2011
Actualités.Faminanian’i Noelah Hisy mpitondra hiongana

Be ny tranga ratsy hiseho raha tsy mitandrina isika. Hanapotika ny fiainam-pirenena eto ny resaka politika. Ny fahitana hitako, dia hisy andrim-panjakana hirodana amin’io taona 2012 io, hoy i Noelah izay vehivavy mpahita ny hoavy.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 26 Desambra 2011
Actualités.Antananarivo Renivohitra Feno adiady an-dalambe

Ny adiady an-dalambe no avy hatrany dia hita mibaribary tamin’ny tarehimarika azo teo anivon’ny loharanom-baovao akaiky ny hopitaly.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 26 Desambra 2011
Actualités.Ivato, Ankorondrano ary Ampitatafika Nangidy ny noelin’ireo rava trano

Aretina vaovao nipoitra tampoka ity ady tany eto Madagasikara ity ary tena mafy loatra, hoy ny fanamarinan’ireo rava trano tamin’ity taona 2011 ity.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 26 Desambra 2011
Actualités.Olan’ny Polisy Lasa FIGN bis

Noravan’ny andiana polisy ny saika hanaterana ireo olony miisa 11 teny amin’ny fitsarana ny sabotsy 24 desambra lasa teo.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 23 Desambra 2011
Actualités.Ambatondrazaka Hanokafana Oniversite ao Ambohitsilaozana

Tontolo vaovao no hiainan´ny oniversiten´i Toamasina manomboka ny taom-pianarana 2012 – 2013.

Hamaky ny tohiny
FTT