Actualités

Toliara Tsy azo ivoahana alina ny tanŕna


  • Alarobia 28 Desambra 2011

“Tsy azo ivoahana mandehandeha amin’ny alina ao an-tanŕnan’i Toliara renivohitry ny Faritra Atsimo Andrefana”, hoy ny hiakan’ireo mponina any an-toerana noho ny tsy fandriampahalemana.

 Tsy ahoana tsy ahoana eo, hoy ny fampitam-baovao, dia misy midaroka tampoka raha mandehandeha maizina ao an-tanàna ao. Andiana jiolahy toa efa tsara rafitra fa hary fitaovana sy manao sarontava no manatanteraka ny asa ratsy fanendahana olona amin’izany ary miainga any amin’ny Bazar Scama any izy ireo amin’ny ankapobeny. Eo amin’ny tontolo politika dia tsy nahatontosa ny fanadiovana ny tao amin’ny Magro ny zanak’i Dada any an-toerana satria nandefasan’ny tomponandraikitra mpitandro filaminana nandrava izany fikasana izany.

Nangonin’i Manohy

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Actualités

  • Mpitsara misahana
  • Talata 06 Oktobra 2026

ny ady amin’ny kolikoly

  • Mihatsara ve ny fiainany ?
  • Talata 06 Oktobra 2026

Tsy azo lavina fa misy

  • Fiarovana
  • Talata 06 Oktobra 2026

ny tontolo iainana

  • BANKY
  • Talata 06 Oktobra 2026

SIPEM SY NY SOLIDIS

  • Recrutement"
  • Alatsinainy 05 Oktobra 2026

eo anivon'ny METFP

  • KAOMININA
  • Alatsinainy 05 Oktobra 2026

ANTANETIBE MAHAZAZA

Hijery ny tohiny
FTT