Actualités

Ambatondrazaka Hanokafana Oniversite ao Ambohitsilaozana


  • Zoma 23 Desambra 2011

Tontolo vaovao no hiainan´ny oniversiten´i Toamasina manomboka ny taom-pianarana 2012 – 2013.

 Nambaran´Atoa Horace Gatien fa manomboka amin’io taom-pianarana io dia ho fifaninanana no hidirana ao Barikadimy. Ankoatra izay dia nambarany koa fa hasiana oniversite fanampiny ao Ambohitsilaozana, 15km miala ny tampon-tanànan´Ambatondrazaka, manomboka amin’io taom-pianarana io entina hamahana ny olan´ny zanak’Antsihanaka. Ny lalam-piofanana fitantanana sy ny lalàna ary filozofia no hosokafana amin´ny oniversite fanampiny ao Ambatondrazaka ity.

Rakoutou

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Actualités

  • Mpitsara misahana
  • Talata 06 Oktobra 2026

ny ady amin’ny kolikoly

  • Mihatsara ve ny fiainany ?
  • Talata 06 Oktobra 2026

Tsy azo lavina fa misy

  • Fiarovana
  • Talata 06 Oktobra 2026

ny tontolo iainana

  • BANKY
  • Talata 06 Oktobra 2026

SIPEM SY NY SOLIDIS

  • Recrutement"
  • Alatsinainy 05 Oktobra 2026

eo anivon'ny METFP

  • KAOMININA
  • Alatsinainy 05 Oktobra 2026

ANTANETIBE MAHAZAZA

Hijery ny tohiny
FTT