• Alatsinainy 23 Janoary 2012
Actualités.Fitandroana ny filaminana teny Ivato 5000 hatramin'ny 15000 no noraisiny

Tsy nifanaraka tamin'ny zavatra tokony ho nisy ny tambin-karama nomena ireo miaramila nampandraiketina ny filaminana teny Ivato ny sabotsy lasa teo.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 23 Janoary 2012
Actualités.Mpanao gazety Asa mihatra aman’aina

Mihatra aman’aina ny asan’ny mpanao gazety amin’ny fanatanterahana ny fanangonam-baovao ao anaty sakoroka.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 20 Janoary 2012
Actualités.Ministeran’ny Fanabeazam-pirenena Mbola misy 4x4 nalain’ny FAT tsy tafaverina

An-dalam-pivahana ny famatsiam-bola mitentina 26 tapitrisa dolara, ampaham-bola ao anatin’ny fandaharanasa “Fast Track Initiative” avy amin’ny Unicef.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 20 Janoary 2012
Actualités.Ankatso Hanamafy ny hetsika ny mpianatra

Vokatry ny fitokonana ataon’ny SECES dia miato avokoa ny asa rehetra mifandraika amin’ny fampianarana eny Ankatso afa-tsy ny departemanta fitantanana izay mpampianatra mpanampy no ankamaroany.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 20 Janoary 2012
Actualités.Famonjana polisin’i Toliara Mandrahona hidina an-dalambe ny vahoaka

Mafanafana ny toe-draharaha ao Toliara toarian’ny nitanana am-ponja ireo polisy vavy niasa tany Toliara.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 20 Janoary 2012
Actualités.Fitrandrahana vato ao Ikalamavony Anjakan’ny didin’ny be sandry

Olona iray no maty hatreto vokatry ny voalaza fa didin’ny be sandry ataon’i Pety Rakotoniaina ao amin’ny toerana iray fitrandrahana vato any Ikalamavony.

Hamaky ny tohiny
FTT