• Alakamisy 14 Jolay 2011
Actualités.Famitana ny lisi-pifidianana Sempotra ny FAT ka mila vonjy

Nisongadina nandritra ny fanentanana nataon’ny sekreteram-panjakana miadidy ny zandary, Randrianazary mahakasika ny fikarakarana ny lisi-pifidianana tany Ambatondrazaka ny fiangaviana ny vahoaka mba handray an-tanana ny hoaviny.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 14 Jolay 2011
Actualités.Speed Auto Afa-po ny 98%-n’ireo mpanjifa

Hafarana mivantana avy any Afrika Atsimo ireo piesin’ny fiarakodia na vaovao na efa niasa amidin’ny Speed Auto.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 14 Jolay 2011
Actualités.Voninahitsy Jean Eugène «Mpandraharaha andramena ny zanako»

«Tsy ao anatin’ny resaka trafika andramena na bois de rose ny zanako», hoy i Voninahitsy Jean Eugène omaly teny Tsimbazaza, fa mpandraharaha manana fahazoan-dalana ara-dalàna ny amin’izany ary nahazo «agrément» amin’ny fanondranana azy io.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 13 Jolay 2011
Actualités.BNI Nitombo 40% ny vola nampindramina tao anaty krizy

Vao mainka nitombo aza ny vola nampindramin’ny banky BNI ny mpanjifa tao anatin’ny krizy.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 13 Jolay 2011
Actualités.Fanavaozana ny lisi-pifidianana Mandà ny hisoratra anarana ny tantsaha any Manakara

Vitsy dia vitsy ireo tantsaha no manaiky hosoratana ao amin’ny lisi-pifidianana vaovao izay ataon’ireo mpiadidy fifidianana any amin’ny Kaominina ambanivohitra ao anatin’ny Distrikan’i Manakara noho ny tsy fahafantaran’izy ireo ny antony handraisana ny anarany ao anatin’ny taratasy fanisam-bahoaka.

Hamaky ny tohiny
FTT