Actualités

Kolonely Charles Efa mahatsiaro saina tanteraka


  • Talata 24 Janoary 2012

Araka ny loharanom-baovao avy any La Réunion dia mihatsara ny fahasalaman’ny lietna-kolonely Charles Andrianasoavina any an-toerana amin'izao fotoana izao.

 Efa mahatsiaro saina izy ary manomboka miresaka. Tsy mbola azo resahina maharitra kosa anefa na izany aza. Anisan'ny mbola olana eo amin'ny toe-pahasalamany, araka ny fantatra, ny fisian'ny tsy mbola fahatomombanana ao amin'ny tratrany. Miankina amin'io no mety mbola handidiana ity manamboninahitra ity fanintelony. anisan'ny ahitana taratra ny fivoaran'ny toe-pahasalamany ihany koa ny fihetsehan'ny vatany. Na izany aza, mbola ao amin'ny trano famelomanaina hatrany ny tenany. Raha mitohy anefa izao fivoaran'ny toe-pahasalamany izao dia hahazo efitra hanaraha-maso ny toe-pahasalamany amin'izy.

Nirina

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Actualités

  • Mpitsara misahana
  • Talata 06 Oktobra 2026

ny ady amin’ny kolikoly

  • Mihatsara ve ny fiainany ?
  • Talata 06 Oktobra 2026

Tsy azo lavina fa misy

  • Fiarovana
  • Talata 06 Oktobra 2026

ny tontolo iainana

  • BANKY
  • Talata 06 Oktobra 2026

SIPEM SY NY SOLIDIS

  • Recrutement"
  • Alatsinainy 05 Oktobra 2026

eo anivon'ny METFP

  • KAOMININA
  • Alatsinainy 05 Oktobra 2026

ANTANETIBE MAHAZAZA

Hijery ny tohiny
FTT