• Talata 19 Jolay 2011
Actualités.Mpianatr’Ankatso Hanidy oniversite anio

Efa nampoizina ! Raikitra indray ny grevy eny amin’ny anjerimanontolo nanomboka omaly. Ny mpianatry ny DEGS no nanomboka azy omaly tolakandro.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 19 Jolay 2011
Actualités.Mpampianatra FRAM Tsy mbola nandray ny tambin-karamany

Very fanahy mbola velona ireo mpampianatra FRAM any amin’ny Cisco-n’i Tolagnaro. Izany dia noho ny resaka tambin-karama telo volana mahery tsy voaray.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 18 Jolay 2011
Actualités.Oniversite Miala any indray ny olana manaraka

Loza vaovao mitatao amin’ny oniversite manerana ny nosy indray ny fanapahan’ny Jirama ny jiro, efa natomboka teto Antananarivo izany mety hitohy any an-kafa, ary ahiana hitatra any amin’ny rano.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 18 Jolay 2011
Actualités.Cité du Jardin Vavahady vy fa tsy tamboho no angatahan’ny mponina

Tantara mitohy ilay famefena tamboho tetsy amin’ny Cité du Jardin Mahamasina izay marihina fa efa narodan’ny mpivarotra amoron-dalana tamin’ny alakamisy teo.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 15 Jolay 2011
Actualités.«Cité du jardin» Mahamasina Noravan’ny mpivarotra ilay tamboho

Tsy naharitra herinandro akory dia rava ilay tamboho nisakana ny lalana miditra mankany amin’ny Cité du jardin Mahamasina, raha miala avy eo Anosy.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 15 Jolay 2011
Actualités.Raharaha «bois de rose» Hiroso hanao fanadihadiana ireo CST sy CT

Nanamafy i Voninahitsy Jean Eugène, filohan’ny «cellule de crise» taorian’ny fivorian’ireo parlemantera (CST sy CT niaraka) teny amin’ny Lapan’i Tsimbazaza omaly fa tsy maintsy hanao fanadihadiana mikasika ity resaka «bois de rose» ity ry zareo.

Hamaky ny tohiny
FTT