- Zoma 10 Febroary 2012
Actualités.Fianakaviamben’ny mpitsara Hanasonia tondrozotra ihany koa
Nafana ny adihevitra sy ny asam-baomiera omaly tao amin’ilay atrikasa nokarakarain’ny mpitsara etsy amin’ny fitsarana an-tampony Anosy.
Hamaky ny tohinyNafana ny adihevitra sy ny asam-baomiera omaly tao amin’ilay atrikasa nokarakarain’ny mpitsara etsy amin’ny fitsarana an-tampony Anosy.
Hamaky ny tohinySaika nitohana ny fifamoivoizana tetsy Mahamasina anoloan’ny fiantsonan’ny zotram-pitaterana 184 andavanandro omaly andro tsena satria nisy lehilahy iray nisary adala mody nilaza fa voahitsaky ny kodiaran’ny zotra iray nandalo teo
Hamaky ny tohinyHatry ny omaly dia nandeha be ny feo fa nisy namerina an-tsokosoko tao amin'ny lapan'Andafiavaratra ny satroboninahitry ny mpanjaka Ranavalona izay nisy nangalatra tamin'ny 4 desambra 2011.
Hamaky ny tohinyHamaky ny tohiny
Nifampitaona teo Andohan’Analakely ny Vondron’olon-tsotra manohana ny filoha Marc Ravalomanana omaly talata 07 febroary 2012.
Hamaky ny tohinyTototry ny fanentanana mampangorintsina ny fahitalavitra sy ny fampahalalam-baovao maro tao ho ao noho ilay vono olona mahatsiravina teny Ambohitsorohitra ny 7 febroary 2009.
Hamaky ny tohiny