Actualités

Raharaha 7 febroary 2009 Mitaky ny hivoahan’ny marina ny Vondron’olon-tsotra


  • Alarobia 08 Febroary 2012

Nifampitaona teo Andohan’Analakely ny Vondron’olon-tsotra manohana ny filoha Marc Ravalomanana omaly talata 07 febroary 2012.

 Nilanja sorabaventy mirakitra antso ho an’ny Olom-pirenena sy ny sehatra iraisam-pirenena indrindra ireo tompon’andraikitra misahana ny fitsarana iraisam-pirenena izy ireo tamin’izany. Araka ny fanazavan’ny mpitarika dia natao hanoherana ny fiampangana ataon’ny FAT mikasika ny raharaha 7 febroary 2009 ity hetsika omaly ity. Manao antso avo araka izany ny Vondron’olon-tsotra mba hivoahan’ny marina mikasika iny raharaha iny. Manamafy kosa izy ireo fa tompon'antoka tamin’ny famonoana olona teny Ambohitsirotra i Andry Rajoelina sy ny FAT.

Jean D.

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Actualités

  • Mpitsara misahana
  • Talata 06 Oktobra 2026

ny ady amin’ny kolikoly

  • Mihatsara ve ny fiainany ?
  • Talata 06 Oktobra 2026

Tsy azo lavina fa misy

  • Fiarovana
  • Talata 06 Oktobra 2026

ny tontolo iainana

  • BANKY
  • Talata 06 Oktobra 2026

SIPEM SY NY SOLIDIS

  • Recrutement"
  • Alatsinainy 05 Oktobra 2026

eo anivon'ny METFP

  • KAOMININA
  • Alatsinainy 05 Oktobra 2026

ANTANETIBE MAHAZAZA

Hijery ny tohiny
FTT