Actualités

RAS Betongolo Nisy namoaka ny basy


  • Alarobia 08 Febroary 2012


Famoahana basy tao amin’ny TAM, fitehirizana fitaovam-piadian’ny miaramila, tamin’ny zoma 03 febroary alina no voalaza fa antony nisamborana ireto miaramila roa ireto.Nandeha koa ny feo omaly fa nisy andia-miaramila saika hanao fanambarana tao amin’ity rezimanta andry sy tohana miaramila ity. Misy ifandraisany ve sa tranga samihafa ireto ? Misokatra ny fanadihadiana. Ny fisin’ireo anefa dia manamafy ny resaka miely fa tsy milamina eo anivon’ny tafika na dia ezahina sarontsaronana ao aza.
Jean D.

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Actualités

  • Mpitsara misahana
  • Talata 06 Oktobra 2026

ny ady amin’ny kolikoly

  • Mihatsara ve ny fiainany ?
  • Talata 06 Oktobra 2026

Tsy azo lavina fa misy

  • Fiarovana
  • Talata 06 Oktobra 2026

ny tontolo iainana

  • BANKY
  • Talata 06 Oktobra 2026

SIPEM SY NY SOLIDIS

  • Recrutement"
  • Alatsinainy 05 Oktobra 2026

eo anivon'ny METFP

  • KAOMININA
  • Alatsinainy 05 Oktobra 2026

ANTANETIBE MAHAZAZA

Hijery ny tohiny
FTT