Actualités

Satroboninahitry ny mpanjaka Nisy namerina an-tsokosoko ?


  • Alakamisy 09 Febroary 2012

Hatry ny omaly dia nandeha be ny feo fa nisy namerina an-tsokosoko tao amin'ny lapan'Andafiavaratra ny satroboninahitry ny mpanjaka Ranavalona izay nisy nangalatra tamin'ny 4 desambra 2011.

 rehefa nohamarinina anefa dia tsy mitombina ilay vaovao. Hatreto aloha dia mbola mihidy tanteraka ny lapan'Andafiavaratra, tsy azo tsidihina intsony hatramin'ny nandrobana azy ka hatramin'ny omaly nandalovana teny an-toerana. Araka ny fanazavana, nalefa sy naverina any amin'ny ministera niaviany ireo mpiasa tao. Ry zareo polisy kosa no lasa miandraikitra ny fiambenana ity lapa ity. Araka izany dia nihena ireo lapa azon'ny vahiny sy Malagasy tsidihana, handrantoana ny tantaram-pirenena. Hatreto koa anefa dia mangina tanteraka ny momba ny fanadihadiana mikasika ny fahaverezan’iny satroboninahitra iny sy ny fikarohana izay nahavanon-doza.
Soa

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Actualités

  • Mpitsara misahana
  • Talata 06 Oktobra 2026

ny ady amin’ny kolikoly

  • Mihatsara ve ny fiainany ?
  • Talata 06 Oktobra 2026

Tsy azo lavina fa misy

  • Fiarovana
  • Talata 06 Oktobra 2026

ny tontolo iainana

  • BANKY
  • Talata 06 Oktobra 2026

SIPEM SY NY SOLIDIS

  • Recrutement"
  • Alatsinainy 05 Oktobra 2026

eo anivon'ny METFP

  • KAOMININA
  • Alatsinainy 05 Oktobra 2026

ANTANETIBE MAHAZAZA

Hijery ny tohiny
FTT