- Alarobia 27 Jolay 2011
Actualités.Mafampana ny oniversite Efa nandoro trano ny mpianatra
Mafampana ary toa efa miandriandry fotsiny ny mpianatra ao amin’ny ambaratonga ambony ao Antsiranana sy Toliara amin’izao fotoana.
Hamaky ny tohinyMafampana ary toa efa miandriandry fotsiny ny mpianatra ao amin’ny ambaratonga ambony ao Antsiranana sy Toliara amin’izao fotoana.
Hamaky ny tohinyNy zandary misahana ny fanadihadiana momba ny heloka bevava no nahatratra voalohany ny iray tamin’ireo jiolahy.
Hamaky ny tohinyRaha mbola ifampitadiavana sy ifanjevoana hatramin’izao ny resaka andramena na “bois de rose”, tsy mifanalavitra amin’izany ihany koa ny fitrandrahan’ny sasany ny hazo voamboana na “palissandre”.
Hamaky ny tohinyNampiantso mpanao gazety sy ireo vondrom-pikambanana ary fiarahamonim-pirenena misy ao Toamasina, ny “Maison de projets”, nanaovany tatitry ny fanadihadiana nataony ny 06 mey, mikasika ny fiantraikan’ny fandaharan’asa goavana amin’ny fitrandrahana ny harena ambanin’ny tany, eo amin’ny fampandrosoana sy ny sosialy ary ara-toekarena ny faritra.
Hamaky ny tohinyAraka ny voalazan’ireo havan’ilay lehilahy mpamily fiarakaretsaka maty novonoin’ny “polisy” dia mitaky ny hanaovana mangaraharaha ny famotorana mikasika izay tena antony namonoana ny havany izy ireo.
Hamaky ny tohinyNy 14 jolay teo no nahazo vaovao ny DST fa misy Frantsay mampiditra basy ao Antsiranana. Nidina tany an-toerana izy ireo nanamarina ny zava-nisy ary koa nanokatra ny fanadihadiana.
Hamaky ny tohiny