• Talata 02 Aogositra 2011
Actualités.Fanafihana amin’ny RN7 Manana karatra maha «Assistant Parlementaire» ilay jiolahy

Mandeha dia mandeha ny famotorana ilay raharaha fisakanana taksiborosy sy fiara Golf tamin’ny lalam-pirenena RN 7 iny.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 02 Aogositra 2011
Actualités.Iavoloha Taksibe norarafan’ny GP tifitra variraraka

Nirefodrefotra ny basy tetsy Iavoloha omaly maraina tokony ho tamin’ny 10 teo ho eo.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 02 Aogositra 2011
Actualités.Maevatanana Naboridan’ny miaramila ny Fokonolona

Mponin’ny Fokontany iray manontolo no indray nihorohoro nanaovan’ny miaramilan’ny DAS azy. Tao Marosakoa no nitrangan’izany ny alatsinainy heriny teo.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 02 Aogositra 2011
Actualités.20 taona lasa izay Nijoro ny onjampeo tsy miankina voalohany

Feno 20 taona amin’ity 2011 ity no nijoroan’ny onjam-peo tsy miankina voalohany teto Madagasikara rehefa foana ny sivana ka niroso tamin’ny fanalalahana ny haino aman-jery.

Hamaky ny tohiny
FTT