• Talata 28 Febroary 2012
Actualités.PNUD Miha mahantra ny Malagasy

Tsy ho tratra ny ankamaroan’ny fanambin’ny taona arivo fahatelo izay henjehina hatramin’ny taona 2015 ho an’i Madagasikara.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 28 Febroary 2012
Actualités.Fitsarana Hiato ny “service minimum” ?

Tahaka ny efa fanaony herinandro maromaro izao, dia nanatanteraka fivoriambe teny anosy omaly ny mpitsara, nandinihana ny zava-misy sy ny dingana efa vita amin’ny fitakian’izy ireo ary eo ihany koa ny mety ho fiatoana na ho fitohizan’ny hetsika.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 27 Febroary 2012
Actualités.Hentitra ny SECES Mitohy ny grevy, miala ny minisitry ny vola !

Mijoro amin’ny maha vato nasondrotry ny tany azy ireo mpampianatra mpikaroka eny amin’ny oniversite mivondrona eo anivon’ny Seces.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 24 Febroary 2012
Actualités.Delestazy Niharihary tao an-dapa omaly ny mbola fisiany

Vao tapitra ora iray teo ho eo ny tenin’ny minisitry ny angovo ao amin’ny governemantan’ny Praiminisitra Beriziky Omer, Atoa Razafindroariaka Nestor nilaza fa tsy hisy intsony eto Antananarivo izany Delestazy izany satria efa nakana fepetra fahamaizana ny nametrahana eto gropy manana tanjaka 42 MGW, dia nahariharin’ny fahatapahan-jiro tao an-dapa niaraka tamin’ny teto an-tanànan’Antananarivo iray manontolo fa mbola nisy izany omaly.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 24 Febroary 2012
Actualités.Magro Behoririka Manampy ireo traboina ihany koa

Tsy tolona sy fampitam-baovao ihany akory no tanterahana etsy amin’ny Magro Behoririka fa misy ihany koa ny hetsika manokana hanampiana ireo mpiray tanindrazana niharam-boina sy tra-pahasahiraana tamin’ny fandalova’ny rivodoza Giovanna farany teo.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 24 Febroary 2012
Actualités.Pastera Lala Rasendrahasina Tsy mbola nampiantso fivoriana izany ny FFKM

Nanamafy ny Pastera Lala Rasendrahasina, filohan’ny Fjkm, araka ny resaka nifanaovana taminy omaly alina, fa tsy mbola nisy mihitsy ny fampiantsoana nataon’ny FFKM tamin’ny tomponandraiki-panjakana na mpanao politika momba ny fanelanelanana mba hamahana ny krizy.

Hamaky ny tohiny
FTT