• Sabotsy 03 Martsa 2012
Actualités.Mamy Rakotoarivelo Notoloran’ny FAT mariboninahitra

Ireo olona mendrika sy nahavita zavatra teo amin’ny firenena no tolorana mariboninahitra tahaka izao, hoy ny Lehiben’ny mariboninahi-pirenena Ralitera Etienne omaly teny amin’ny Lapan’i Tsimbazaza nandritra ny fanolorana ny anjaran’ireo mpiasa miisa 170 ao amin’ity Kongresy ity.

Hamaky ny tohiny
  • Sabotsy 03 Martsa 2012
Actualités.Fiakaran’ny solika Tsy fahaiza-mitantana

Raha mbola resaka ny hoe hiakaran’ny vidin-tsolika tamin’ny fiandohan’ny herinandro teo dia nihatra nanomboka omaly maraina io fisondrotam-bidy io ho an’ny teto Antananarivo Renivohitra, raha efa nialoha lalana ny tany amin’ireo tanàn-dehibe sasany ivelan’ny renivohitra.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 02 Martsa 2012
Actualités.Anosizato Atsinanana Eny ambony fako no mandeha ny olona

Mananontanona ny valanaretina eny Anosizato Atsinanana. Misavovona ny fako izay efa andro maro no tsy misy mpaka.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 02 Martsa 2012
Actualités.Tapaka ny RN2 Ahiana ny famatsiana solika sy arina fandrehitra

Noho ny fihotsahan’ny tany amin’ny lalam-pirenena faha-2 mankany Toamasina sy fiakaran’ny rano dia mihitsoka an-dalana avokoa ny fiara hatry ny omaly.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 01 Martsa 2012
Actualités.Hetsika akanjo mainty Efa mandohalika i Gasikara

Efa tsy misy mandeha amin’ny laoniny intsony ny raharaham-pirenena, rendrika sy mandohalika i Madagasikara, horohoro sy habibiana no manjaka noho ny tsy fandriampahalemana ary tsy eran’ny ain’ny besinimaro intsony ny fahoriana vokatry ny fidangan’ny vidim-piainana, araka ny fahitan’ny vondron’olon-tsotra azy.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 29 Febroary 2012
Actualités.Banky Foiben’i Madagasikara Niverina niasa ireo mpitokona

Naato ny fitokonana ary dia niverina niasa avokoa ireo mpiasan’ny banky foiben’i Madagasikara nanomboka omaly talata 28 febroary.

Hamaky ny tohiny
FTT