- Talata 16 Aogositra 2011
Actualités.Mamofompofona kolikoly Tany iray nefa manana “Titre” roa samy hafa
“Efa tsy manana fiarovana ara-dalàna intsony ny tany eto amintsika, na efa manana ‘titre’ ara-dalana izao aza”.
Hamaky ny tohiny“Efa tsy manana fiarovana ara-dalàna intsony ny tany eto amintsika, na efa manana ‘titre’ ara-dalana izao aza”.
Hamaky ny tohinyNafodin’ny mpianatra tanteraka ny vavahady fidirana ny oniversiten’i Fianarantsoa, ao Andrainjato.
Hamaky ny tohiny«Nahatsara zavatra ny fidinan’ny OIF nijery ifotony ny lisi-pifidianana ahitana ireo lesoka hanatsarana ny lisitra», hoy Ratovondrajao Frédon Armand mpikambana ao amin’ny CENI Nasionaly ary mpiahy ny Faritra Vakinankaratra raha nitafa sy namory ireo mpiadidy ny fifidianana teo anivon’ny Distrikan’Antsirabe I ny tenany ny alarobia 10 aogositra 2011.
Hamaky ny tohinyResaka teny niampita izay voalaza fa “fanaratsiana” ny Sekreteram-panjakana miadidy ny zandary tao am-piangonana no nampidoboka am-ponja an-dRakotondratsima Gabriel na i Gaby, ny Prezidan’ny fiangonana EKAR any amin’ny Kaominina Didy.
Hamaky ny tohinyMitohy ny fampihorohoroana ! Hery famoretana tokoa mantsy no nasetrin’ny FAT ny fitokonana ataon’ny mpiasan’ny fadintseranana Antanimena nanomboka omaly.
Hamaky ny tohinyNahemotra indray ny fotoam-pitsarana ka amin’ny herinandro ambony, amin’ny heriny omaly, vao hiverina hotsaraina ny raharaha Ecoprim sy ny Sitram mampifanolana ny mpandova an’i Herizo Razafimahaleo sy Razafindravahy Edgard.
Hamaky ny tohiny