• Alatsinainy 19 Martsa 2012
Actualités.Banky foibe Nilavo lefona Rasamoely Frédéric

Tontosa ny alin’ny zoma 16 martsa teo ny famindram-pahefana teo amin’ny Governoran’ny Banky foiben’i Madagasikara, Rasamoely Frédéric, sy ny mpisolo toerana azy vonjimaika sady Tale jeneraly rahateo, Ratovondrahona Guy.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 19 Martsa 2012
Actualités.Sarety, posy, fiarabe Miady arabe eto an-drenivohitra

Asa noho ilay hoe tetezamita na ahoana, fa dia goragora tanteraka ny fandaminana ny fifamoivoizana eto an-drenivohitra eto.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 16 Martsa 2012
Actualités.Fanabeazana fototra Tsy mandia fianarana ny ampahefatry ny zaza Malagasy

Misy fiantraikany goavana amin’ny sehatry ny fanabeazana ny krizy politika nanomboka tamin’ny taona 2009.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 16 Martsa 2012
Actualités.Tontolon’ny fampianarana Potehan’ny krizy tsimoramora

Grevy ! Io no mampalaza ny oniversite eto Madagasikara. Mitokona ny mpampianatra fa mitaky ny hampiharana ireo didim-panjakana efa neken’izao fitondrana tetezamita izao ihany, tamin’ny oktobra 2009.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 15 Martsa 2012
Actualités.Boeing 737 - Air Mad Simba varavarana nefa hisidina

Teo am-piomanana hisidina iny indrindra ny talata teo no tapaka ny “paummelle” manidy ny varavaran’ilay Boeing 737 an’ny kaompania Malagasy Air Madagascar, ka dia tsy afaka niainga ilay voromby.

Hamaky ny tohiny
FTT